# niakatra ... izy niakatra ... ny vahoakan'Israely # ny havoana avo rehetra izy teo ambany ala mikitroka ireo tampon-tendrombohitra sy ambanin'ny alok'ireo hazo no toerana mahazatra hanompoana sampy. # ny anabavin'ny Joda mpivadika nahita "ny vahoakan'i Joda izay tsy nankato ahy ihany koa dia nahita"