# aho "isika" # efa niala tamiko tokoa ny hatezerany. DH: "Azo antoka fa hijanona tsy ho tezitra amintsika Yaveh." # hitsara "hanasazy mafy" # Nahoana no hamaivaninao ity fiovana tamin'ny fombanao ity? Nibedy ireo Israelita Yaveh satria niala tamin'ny fanjakany izy ireo mba hitady fanampiana saingy tsy nahatoky an'Andriamanitra hanampy azy. # hamaivanina tsy miraharaha # diso fanantenana nalahelo na tsy faly satria tsy nanaiky hiaro azy ireo ny mpanjakan'i Egypta. # Ho kivy ihany koa ianao hiala avy ao DH: "Ho kivy ihany koa ianao hiala avy ao Egypta" # kivy nalahelo satria tsy nahazo ny fampanantenana fanampian'ny Egyptiana. # ny tananao eo an-dohanao Mampiseho olona misaona izany