# Fa efa nanapaka ny zioganao izay nanananao tamin'ny andro taloha Aho; efa namaha ny gadranao Aho. Fa mbola milaza hatrany ianao hoe: 'Tsy hanompo aho!' DH: "Taona maro tany aloha dia nanafaka anareo tamin'ny fanandevozana Aho, saingy nandà ny hanompo Ahy ianareo!" # satria mbola miankohoka amin'ny havoana avo rehetra sy eny ambany hazo mandravina rehetra ianao, ry mpijangajanga "Nihankohoko tamin'ireo sampy ary nanompo azy ireo toy ny ataon'ny vehivavy mpijangajanga amin'ny lehilahy vadiny ianareo" # ireo gadra Rojo vy izay nampiasaina mba hamatorana olona na biby # Tahaka ny voaloboka nosafidiana no namboleko anao, avy amin'ny voa tsara tokoa. DH: "Izaho, Yaveh, dia nametraka anareo teo amin'ny fiandohana tena tsara." # namboleko Apetraka amin'ny tany mba haniry # loto eo anatrehako ny helokao DH: "ianao dia meloka tamin'ny fanotana" # loto Eto ny loto dia nampiasaina hilazana ny otan'Israely # izany no fanambaran'i Yaveh Tompo Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.