# Mihovitrovitra ny lanitra noho izany! Aoka ho tohina sy hihorohoro Ilay miteny dia nitodika ary niresaka tamin'ny lanitra toy ny hoe olona. # nahafoy ny loharano DH: "nahafoy ahy, ny loharanon'izy ireo" # nihady famorian-drano ho an'ny tenan'izy ireo Ireo sampy dia nampitahaina tamin'ny famorian-drano efa simba. DH: "nivavaka tamin'ireo andriamanitra tsy misy ilana azy" # famorian-drano "lavaka lalina fitehirizana rano"