# Hilkia ... Amona anaran-dehilahy # Anatota anaran-tanĂ na # Tonga taminy ny tenin'i Yaveh Io dia fomba fiteny izay nampiasaina ampidirana zavatra izay nolazain'Andriamanitra tamin'ny mpaminaniny na ny vahoakany. DH: "niteny izao hafatra izao Yaveh" na "niteny ireo teny ireo Yaveh" # Yaveh Izany no anaran'Andriamanitra izay nambara tamin'ny vahoakany tao amin'ny Testamenta Taloha. Jereo ny pejin'ny fandikan-teny momban'i Yaveh mahakasika ny fomba handikana izany. # Tonga taminy "Tonga tamin'i Jeremia" # nanjakany "nanjakan'i Jeremia" # Tonga ihany koa izany "Ny tenin'i Yaveh dia tonga ihany koa" # ny volana fahadimy Izany dia ny volana fahadimy amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny faran'ny volana Jolay hatramin'ny fiandohan'ny volana Aogositra. # an'i Zedekia "nanjakan'i Zedekia"