# Hampiverina...izy ireo Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo vahiny izay sisa velona sy valombelon'ireo firenena. Hiverina any Jerosalema miaraka amin'ireo Israelita voasesitany izy ireo. # tendrombohitro masina Adikao tahaka ny tao amin'ny 11:8 io.