# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny Yaveh. # ireo tendrombohitro Io dia manondro ireo toerana avo indrindra avy Jerosalema sy manerana an'i Joda. # SarĂ na Io dia faritra mamokatra izay hiraofam-bilona. # lohasahan'i Akora Io dia anaran-dohasaha izay mety avy any Jerosalema ka mankany atsimon'i Jeriko. Io ihany koa dia faritra mamokatra izay hiraofam-bilona.