# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka momba ny vahoakan'Israely Yaveh. # Indro, voasoratra "Diniho ary henoy" # eo am-pofoany Io dia midika fa hanasazy azy ireo tokoa Andriamanitra. Io fiteny io dia mampitaha an'i Yaveh manasazy ny vahoaka amin'ny fanalana ny tongotr'izy ireo raha mipetraka izy ireo.