# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'i Yaveh ny vahoakan'Israely. # Tonga tany karakaina ireo tanĂ nanao masina Io dia manindry fa rava ireo tanĂ na ary tsy misy olona mipetraka ao. # Ny tempolinay masina sy tsara, izay nideran'ny razanay Anao, dia ravan'ny afo DH: "Noravan'ny fahavalo tamin'ny afo ny tempolinay masina sy tsara, izay nideran'ny razanay Anao" # hoana no mbola hitazananao fotsiny, ry Yaveh? Ahoana no afahanao mangina ary mbola manala baraka anay hatrany?" Mampiasa ireo fanontaniana ireo izy ireo mba hanehoana ny hakivian'izy ireo satria tsy mbola tonga hamonjy azy ireo ihany Andriamanitra. DH: "Aza tazaninao fotsiny re izahay, ry Yaveh! Aza mangina fotsiny sy mbola manohy manala baraka anay re!"