# Nanosihosy irery ny voaloboka...Aho Eto ny hoe "Aho" dia manondro an'i Yaveh. Io sarinteny io dia manondro an'i Yaveh mandringana ireo fahavalony. # Fa efa miandry ny andron'ny famaliana Aho Eto ny "andro" dia manondro fe-potoana. # famaliana Hanasazy amin'ny fomba izay hitondrana rariny Yaveh. Ny valifatiny dia tsy mitovy amin'ny valifatin'ny olona. # ny taonan'ny fanavotako Eto ny "taona" dia manondro fotoana voatendrin'i Yaveh mba hamerenana ny Israely amin'ny laoniny indray.