# Nametrahako Eto ny hoe "-ko" dia mety manondro an'i Isaia na Yaveh. # mpiambina teo amin'ireo mandanao Io dia manondro ireo mpaminany, ireo manamboninahitra, na mety ireo anjely, izay nivavaka tsy tapaka ho an'ny vahoakan'i Jerosalema tahaka ny mpiambina izay miambina tsy tapaka ny tanĂ na. Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "mpiambina" ao amin'ny 52:7 sy ao amin'ny 56:9. # tsy mangina andro aman'alina izy ireo Io dia midika fa nitalaho hatrany hatrany tamin'i Yaveh izy ireo na nifampiantso izy ireo. DH: "nivavaka mafy tamin'i Yaveh nandritra ny andro tontolo izy ireo" # Aza avela hiala sasatra Izy Eto ny hoe "Izy" dia manondro an'i Yaveh.