# Fanamarihana amin'ny ankapobeny Mbola manohy manoritsoritra ireo mpitarika ratsy izay an'ny vahoakany Yaveh. # Tenda-kanina tokoa ireo amboa Mbola manohy mampitaha ireo mpitarika ratsin'Israely amin'ny amboa Yaveh.