# ny tondra-dranon'i Noa Io dia manondro ny safo-drano izay nataon'i Yaveh nandritra ny fotoan'i Noa. # Na hianjera aza ireo tendrombohitra na koa hiozongozona aza ireo havoana, ny fitiavako tsy miova Manoritsoritra ny fepetra misy petra-kevitra Yaveh mba hanazavana izay hitranga na dia ho tojo ireo fepetra ireo aza. DH: "Na dia hianjera aza ireo tendrombohitra ary hiozongozona ireo havoana, ny fitiavako tsy miova" # hiozongozona aza ireo havoana DH: "mety hiozongozona ireo havoana" # ny fitiavako tsy miova kosa dia tsy hiodina aminareo Yaveh mbola mitia ny vahoakany hatrany dia resahina toy ny hoe tsy hiala amin'ny vahoakany ny fitiavany. DH: "Tsy hitsahatra ny hitia anareo Aho" # na ny fanekem-pihavanana ho voaozongozona Yaveh tsy nanafoana ny fanekeny tamin'ny vahoakany dia resahina toy ny hoe zavatra izay azo ahozongozona ny fanekeny. DH: "ary tsy hamafa ny fanekem-pihavanana Aho" na "ary hanome fiadanana anareo araka izany nampanantenaiko tao amin'ny fanekeko tokoa Aho" # hoy Yaveh, izay mamindra fo anareo DH: "izany dia Izaho, Yaveh, izay mamindra fo, no milaza" (UDB)