# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy manoritsoritra ilay mpanompon'i Yaveh Isaia. (Jereo: 53:1) # Fa nolefonina noho ireo asa fikomiantsika Izy; potika noho ireo otantsika Izy Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary manindry fa nijaly noho ny fahotan'ny olona ilay mpanompo. DH: "Namela ny fahavalo hanindrona sy hamono Azy noho ireo fahotantsika Andriamanitra" # Ny sazin'ny fiadanantsika dia teo Aminy Io dia manondro ny fiadanan'Andriamanitra. Afaka ambara mazava izany. DH: "Nanaiky izany sazy izany Izy mba ahafahantsika miaina am-pilaminana" # tamin'ireo ratrany no nahasitrana antsika DH: "nanasitrana antsika tamin'ny fangirifirian'ireo ratrany Izy"