# Tany am-piandohana Eto ny "fiandohana" dia manondro ny fiandohan'ny tantaran'Israely fony lasa vahoaka voalohany izy ireo. # nandeha nidina nankany Egypta "nankany Egypta." Iraisana ny mampiasa ny andianteny hoe "nandeha nidina" rehefa miresaka ny fandehanana avy any Kanana ho any Egypta. # efa nampahorian'i Asyria Asyria dia manondro ny vahoakan'i Asyria. DH: "efa nampijaly mafy azy ireo ny vahoakan'i Asyria"