# ny tanin'i Sinima Ny misy io toerana io dia tsy fantatra mazava, fa mety manondro faritany any amin'ny faritra atsimon'i Egypta izany. # MihirĂ , ry lanitra, ary mifalia, ry tany; aoka ho vaky amin'ny fihirana, ianareo ry tendrombohitra! Tsy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Isaia fa miresaka amin'ny lanitra, tany, ary ireo tendrombohitra toy ny hoe olona ireo.