# Mihainoa ahy Eto ny hoe "ahy" dia manondro ny mpanompon'i Yaveh. # ianareo ry nosy Io dia manondro ny olona izay monina ao amin'ireo nosy. DH: "ianareo izay monina ao amin'ireo nosy" # Nataony tahaka ny sabatra maranitra ny vavako Eto ny teny hoe "vava" dia manambara ireo teny izay lazainy. Ny teniny dia ampitahaina amin'ny sabatra maranitra mba hanindriana fa hanan-kery tokoa ireo. DH: "Nataony manan-kery tahaka ny sabatra maranitra ny teniko" # nafeniny tao amin'ny aloky ny tanany aho Ny fiarovan'i Yaveh ny mpanompony sy ny fitanany ny tanjony tsiambaratelo dia resahina toy ny hoe nanisy aloka teo amboniny Yaveh. # nataony toy ny zana-tsipìka voalangolango aho; tao an-tranon'ny zana-tsipìkany no nanafenany ahy Ny mpanompon'i Yaveh afaka manatanteraka ny tanjon'i Yaveh amin'ny fahombiazana dia resahina toy ny hoe tsipìka maranitra, vaovao ilay mpanompo. # tao amin'ny tranon'ny tsipìkany no nanafenany ahy Ny fiarovan'i Yaveh ny mpanompony sy ny fitanany ny tanjony tsiambaratelo dia resahina toy ny hoe nanafina azy tao amin'ny tranon'ny tsipìka Yaveh. # tranony kitapo izay hitondrana ireo zana-tsipìka