# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny Yaveh. # Miverena Amiko ary aoka ho voavonjy DH: "Miverena Amiko ary hanavotra anareo Aho" # ry faran'ny tany rehetra Ireo toerana eto an-tany izay tena lavitra dia resahina toy ny hoe toerana izay iafaran'ny tany. Io andianteny io ihany koa dia sarinteny ary manondro ny toerana rehetra anelanelan'ny farany. DH: "ireo toerana lavitra indrindra eto an-tany" na "ny tany manontolo" # ry faran'ny tany rehetra Eto ireo andianteny ireo dia manambara ny olona izay mipetraka any amin'ireo "faran'ny tany." DH: "ianareo izay monina any amin'ireo toerana lavitra indrindra eto an-tany" na "ianareo rehetra izay mipetraka eto an-tany" # Amiko no handohalian'ny lohalika rehetra, ary hianiana ny lela rehetra Ny teny hoe "lohalika" sy "lela" dia manambara ny olona. DH: "Ny olona rehetra dia handohalika eo anatrehako, ary ny olona rehetra dia hianiana"