# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny Yaveh. # Ny tanako no Eto ny teny hoe "tanana" dia manambara an'i Yaveh. DH: "Izaho no" # namelatra ny lanitra Ny fahariana ny lanitra sy ny tany dia resahin'i Yaveh toy ny hoe zavatra nenjanin'i Yaveh ireo. Jereo ny nandikanao ireo andianteny ireo ihany tao amin'ny 42:5.