# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny Yaveh. # Izaho no nanao ny mazava ary nahary ny aizina; izao no mitondra fiadanana ary mahatonga loza Ireo fiteny ireo dia samy sarinteny izay manindry fa Yaveh no mpahary faratampon'ny zavatra rehetra. # Ianareo ry lanitra, aoka hanorana avy any ambony...hiara-hitsiry amin'izany ny fahamarinana Ny fahamarinany dia resahin'i Yaveh toy ny hoe orana izay milatsaka eto an-tany, ary ny fahamarinany sy ny famonjeny dia resahina toy ny hoe zava-maniry izay maniry eto an-tany. # Ianareo ry lanitra Manala ny fifantohany vetivety amin'ny vahoakany Yaveh ary manomboka miresaka amin'ny lanitra.