# hazoniko ny tanany havanana Ny fanampian'i Yaveh an'i Kyrosy sy nanaovany azy hahomby dia resahina toy ny hoe nihazona ny tanany havanana Izy.