# amin'ny fitsipihana Ny tady dia nampiasaina mba handrafetana ny endriky ny sampy eo amin'ny hazo. # fandraka Io dia fitaovana maranitra izay handragotana ny hazo mba ahafahan'ny mpanao asa tanana mahita hoe aiza no ho tapahina. # ny kompĂ  Io dia fitaovana misy tendrony roa izay aenjana ampiasaina mba hanamarihana ny hazo mba hanaovana sampy.