# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # Izaho, eny, Izaho Ny teny hoe "Izaho" dia naverina mba hanindriana. DH: "Izaho irery ihany" # Ilay mamono ny fandikan-dalànareo Ny famelana fahotana dia resahina toy ny hoe na 1) famonoana izany na famafana izany na 2) famafana ny rakitra an-tsoratry ny fahotana. DH: "izay mamela ny fandikan-dalànareo tahaka ny olona mamafa zavatra" na "izay mamela ireo fandikan-dalànareo tahaka ny olona izay mamafa ny rakitry ny fahotana" # nohon'ny Amiko ihany "nohon'ny voninahitro ihany" na "nohon'ny lazako ihany" # hahatsiaro "mahatadidy" # asehoy ny hevitrareo, fa mety ho voaporofo ho tsy manan-tsiny ianareo Manao fanamby amin'ny vahoaka mba hanolorana porofo fa tsy manan-tsiny nohon'ny zavatra izay niampangana azy ireo Yaveh, na dia fantany aza fa tsy afaka manao izany izy ireo. DH: "asehoy ny raharahanareo, nefa tsy afaka manaporofo ianareo fa tsy manan-tsiny ny tenanareo" # fa mety ho voaporofo ho tsy manan-tsiny ianareo DH: "fa mety hanaporofo ianareo fa tsy manan-tsiny ny tenanareo"