# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny Yaveh. # ireo nosy...ny faran'ny tany Ireo andianteny ireo dia manambara ny olona izay mipetraka ao amin'ireo toerana ireo. DH: "Ny olona izay monina ao amin'ireo nosy...ny olona izay monina any amin'ny faran'ny tany" # ireo nosy Afaka adikanao tahaka ny nandikanao ny "morontsiraka" tao amin'ny 41:1 ny hoe "nosy". # ny faran'ny tany Ireo toerana eto an-tany izay tena lavitra dia resahina toy ny hoe toerana izay iafaran'ny tany. DH: "ireo toerana lavitra indrindra eto an-tany" # nanatona izy ireo ka tonga Io poa-droa io dia midika fa niara-niangona ny olona. DH: "niaraka tonga izy ireo" # riandriana vongam-by izay ataon'ny olona hiendrika vy amin'ny tantanana. # milaza ny solohoto Eto ny teny hoe "solohoto" dia manondro ny dingan'ny fanefena volamena izay atao amin'ny hazo rehefa nahavita sampy ireo mpiasa. # Nofehezin'izy ireo tamin'ny fantsika izany mba tsy hihozongozona Eto ny hoe "izany" dia manondro ny sampy izay nataon'izy ireo.