# Ary Io teny io eto dia nampiasaina mba hanamarika fihatoana ao amin'ny fizotry ny tantara. Ity dia manome fampahalalana fototra momba an'Isaia sy Hezekia. # Aoka izy ireo "Aoka ireo mpanompon'i Hezekia" # ampempan'aviavy Io dia nampiasaina mba hatao osotra. Ny hevitr'izany dia afaka atao mazava. DH: "mampiasa osotra dia ny aviavy nopotsehina izany" # vay faritra tena manaintaina eo amin'ny hoditra izay misy otrikaretina