# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy ny vavaka nosoratany ihany Hezekia. # hamonjy ahy Io dia manondro azy izay novonjena mba tsy ho faty. Afaka atao mazava kokoa izany. DH: "namonjy ahy mba tsy ho faty" # hankalaza...izahay Eto ny hoe "izahay" dia manondro an'i Hezekia sy ny vahoakan'i Joda.