# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'i Hezekia i Yaveh. # Indro Io dia fomba fiteny. Nampiasaina eto io mba hisarihana ny sain'ny mpihaino ny amin'izay lazaina manaraka eo. DH: "Henoy" # tohatr'i Ahaza Ireo tohatra ireo dia tondroina tahaka izany satria namboarina tamin'ny naha-mpanjaka an'i Ahaza ireo. Afaka ataonao mazava io fampahalalana io.