# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy mivavaka Hezekia. # izay efa nalefany Tondroina amin'ny taratasy avy amin'i Sankeriba i Hezekia. Ny hevitr'izany dia afaka atao mazava. DH: "ao amin'ny hafatra izay nalefany" # Atongilano ny sofinao "Atongilano ny lohanao." Midika hoe manongilana ny lohanao mba ahafahanao mandre tsara ny zavatra rehetra izany. # Sankeriba Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 36:1 ireo anaran-dehilahy ireo. # ny firenena rehetra sy ny tanin'izy ireo Io dia itatra. Mandrava ny maro amin'ireo tany akaiky ireo mpanjaka, nefa tsy ny tany rehetra akory. DH: "ny maro amin'ireo firenena sy ny tanin'izy ireo"