# Tsilo...voaroy...amiana Ireo rehetra ireo dia ahi-dratsy misy tsilo avokoa. Ny tsilon'ny voaroy dia misy poizina izay mahatonga hidihidy. # amboahaolo...ostritsa...bibidia...kary...vorondolo Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 13:21 ireo anaram-biby ireo. # Ny bibin'ny alina biby izay mifoha ary miasa amin'ny alina # papango vorona izay mamono biby kely mba hataony sakafo