# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka momba ny vahoakan'i Joda Yaveh. # MialĂ  amin'ny lalana, mivilia amin'ny lalana Ny fomba tian'i Yaveh hitondran'ny vahoakany ny tenany dia resahina toy ny hoe lalana izay andehanana izany. Ny tsy fankatoavana an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe miala amin'ny lalan'i Yaveh ny olona. # ilay Iray Masin'Israely Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 izany.