# Fa hitsahatra ireo masiaka DH: "Fa hitsahatra ireo olona masiaka" na "Fa tsy hisy olona masiaka intsony" # ary hanjavona ny mpaniratsira Ny tambinteny hoe "mpaniratsira" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "ary ireo izay maniratsira dia hanjavona" # Ireo rehetra izay tia manao ratsy dia ho foanana DH: "Hanafoana ny rehetra izay tia manao ratsy Yaveh" # ireo izay manameloka olona ho mpanao ratsy amin'ny alalan'ny teny Eto ny hoe "teny" dia manambara ny vavolombelona eo amin'ny fitsarana. DH: "izay milaza eo amin'ny fitsarana fa meloka tamin'ny fanaovana diso ny olona tsy manan-tsiny" # Mametraka fandrika ho azy izay mikatsaka ny rariny eo am-bavahady sy mametraka ny marina eo amin'ny lainga foana izy ireo Ny olona ratsy manao zavatra izay tsy mahavita manatsahatra ny olona tsara dia resahina toy ny hoe mametraka fandrika tahaka ny mpihaza mihaza ny hazany. DH: "Mametraka ary miezaka manatsahatra ireo izay te hanao izay rariny sy marina izy ireo" # izay mikatsaka ny rariny eo am-bavahady Ny vavahadin'ny tanàna matetika dia toerana izay hanapahan'ireo mpitarika ao an-tanàna hevitra am-pahibemaso.