# Moa namely an'i Jakoba sy Israely tahaka ny namelezany ireo firenena izay namely azy ireo ve Yaveh? Nampiasaina mba hifanohitra amin'ny haben'ny sazin'Andriamanitra ny fanontaniana. DH: "Tena nanasazy ireo firenena fahavalo mafy kokoa noho ny nanasaziany ny vahoakan'Israely Yaveh" # Jakoba...Israely Ireo dia manambara ireo taranak'i Jakoba. # Moa ve novonoina tahaka ny famonoana ireo firenena izay novoinoin'izy ireo i Jakoba sy Israely? Ity fanontaniana ity ihany koa dia nampiasaina mba hifanohitra amin'ny haben'ny sazin'Andriamanitra ny fanontaniana. DH: "Tsy namono ny vahoakan'Israely tahaka ny namonoan'izy ireo ny fahavalony tamin'ireo firenena hafa Yaveh" # Tamin'ny refy marina no niadianao Eto ny hoe "-nao" dia manondro an'Andriamanitra. Ny fanasazian'i Yaveh ny vahoakany araka izay sahaza azy ireo dia resahina toy ny hoe zavatra izay azo refesina ny sazin'Andriamanitra. DH: "Nefa nanasazy azy ireo araka izay sahaza azy ireo Ianao" # nandroaka an'Israely sy Jakoba Ireo dia manambara ireo taranak'i Jakoba. DH: "nandroaka ireo Israelita" # noroahiny tamin'ny rivo-maheriny izy ireo, dia tamin'ny andron'ny rivotra atsinanana izany Ny herin'i Yaveh mba handroaka ny vahoakany ho an'ny amin'ny firenen-kafa dia resahina toy ny hoe nampiasa rivotra mba hitsoaka azy ireo ho any amin'ny firenen-kafa Yaveh. DH: "ny herin'i Yaveh no nandroaka azy ireo tahaka ny rivotra mahery avy any atsinanana"