# tonga amin'ny fahavinirana lozabe sy fahatezerana manafotra ny andron'i Yaveh Ny Ny andro ho avy amin'ny fahatezerana sy fahavinirana dia midika fa hisy fahatezerana sy fahavinirana amin'izany andro izany. Ny teny hoe "fahatezerana sy fahavinirana" dia azo ambara amin'ny mpamari-toetra "vinitra" sy "tezitra." DH: "amin'ny andron'i Yaveh, dia ho vinitra sy ho tezitra mafy Izy" # fahatezerana manafotra Ny hatezerana dia resahina toy ny hoe fitoeran-javatra feno fahatezerana ilay olona tezitra. Ny fahatezerana manafotra dia midika hoe tezitra mafy. # mba hahatonga ny tany ho lao Io dia azo averina arafitra mba ho azo ambara amin'ny matoanteny "mandrava" ny teny hoe "lao." DH: "handravarava ny tany" # Ireo kintan'ny lanitra sy ireo telonohorefy "Ireo kintana eny an-danitra" # tsy hanome ny hazavany Ny fanomezana hazavana dia meneho ny "famirapiratana." DH: "tsy hamiratra" # Ho maizina ny masoandro DH: "Hamaizinin'Andriamanitra ny masoandro"