# Nankany amin'ny mpaminany vavy aho Azo ambara mazava fa manambady an'ilay mpaminany vavy Isaia. DH: "Niara-nandry tamin'ilay mpaminany vavy vadiko aho" # haka ny haren'i Damaskosy sy ny babon'ny Samaria ny mpanjakan'i Asyria DH: "Ho alain'ny mpanjakan'i Asyria ny haren'i Damaskosy sy Samaria rehetra"