# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy mamaritra ny fomba hitsaran'Andriamanitra ireo vehivavin'i Jerosalema ihany ity. # ny Tompo dia hanala Eto ny hoe "hanala" dia ilazana ny fampanesorana zavatra ny hafa. DH: "ataon'i Yaveh manala" # firavaky ny ranjo haingo izay anaovan'ny vehivavy eo amin'ny ranjo, eo amboniny tongotra mihitsy # ireo fehilohany haingo izay anaovan'ny vehivavy eo amin'ny eo amin'ny loha sy volo # fihaingona sari-volana firavaka sari-volana izay anaovan'ny olona amin'ny finoana fa hiaro azy ireo amin'ny ratsy izany # ireo kavina firavaka izay mihantona eo amin'ny sofina na mipetaka eo amin'ny sofina # rojon-tanana haingo izay anaovan'ny vehivavy eo amin'ny eo tanana # ireo voaly lamba manify dia manify ampiasaina hanaronana ny loha na tarehin'ny vehivavy # saron-doha ravin-damba lava, manify izay afatotry ny vehivavy manodidina ny loha na volo # ireo rojon-kitro Izany dia haingo izay anaovan'ny vehivavy eo amin'ny eo amin'ny tongotra. Matetika ireo rojo dia mihantona milatsaka ambany mba hamoaka feo malefaka. # ireo fehin-kibo tapa-damba ampiasain'ny olona manodidina ny valahana na misadika eo amin'ny tratra # ireo vata fasiana ranomanitra vata na kitapo kely misy ranomanitra izay anaovan'ny vehivavy eo amin'ny rojo na tady kely manodidina ny tenda mba hahamanitra azy ireo # ravaka mitondra vintana fiaravaka anaovan'ny olona amin'ny finoana fa hitondra vintana tsara izany