# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Milaza ny tenin'i Yaveh amin'ireo vahoakan'i Joda amin'ny endrika hai-kanto Isaia. # Ny lehilahy mahery "Ny olona mahery" na "Izay rehetra mahery." Mety ilazana ny olona izay manan-danja sy alain'ny olona ohatra izany. # vohavoha zavatra maina izay mora may. # ny asany tahaka ny pitik'afo Io dia mampitaha ny asan'ny olona na ny asa ratsy amin'ny pitik'afo izay milatsaka eo amin'ny vohavoha ka mampirehitra izany. DH: "ho tahaka ny pitik'afo izay mampirehitra afo izany"