# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miteny Yaveh. # Mamafaza fahamarinana ho an'ny tenanareo, ary jinjao ny voakatry ny tsy fivadiham-panekena Ny fahamarinana sy ny tsy fivadiham-panekena dia resahina toy ny hoe vokatra izay azo afafy sy jinjaina. # Vakio ny tany mbola tsy nohasainareo Rehefa tsy "voahasa" sy tany dia mbola tsy vonona ny hambolena. Ny tian'i Yaveh ambara dia tiany hibebaka ny olony mba hahafahan'izy ireo manao izay marina. # Efa namboly faharatsiana ianareo; dia nijinja ny tsy rariny Ny faharatsiana sy ny tsy rariny dia resahina toy ny hoe vokatra izay azo afafy sy jinjaina. # Efa nihinana ny voan'ny fitaka ianareo Ny vokatry ny fitaka dia resahina toy ny hoe sakafo izay azo hohanina. DH: "Ankehitriny ianareo dia mizaka ny vokatry ny fifamitahanareo"