# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Faritana eto ny fanaovan'ireo manam-pahefana tetika. Ny hatezeran'izy ireo no manosika azy hamono ny mpanjaka. # Fa amin'ny fo toy ny lafaoro Midika izany fa tahaka ny firehitry ny afo ao am-patana, no fanirian'ireo olona ireo mafy any anatiny. # Mirehitra ... ny fahatezeran'izy ireo Ny teny hoe "mirehitra" dia midika hoe misy zavatra mirehitra tsimoramora tsy misy lela afo. DH: "Mitombo tsimoramora ny hatezerany" # mirehitra toy ny afo midedadeda izany Ny haben'ny fahatezeran'izy ireo dia resahina toy ny hoe afo mahamay tokoa. DH: "miha-henjana tokoa izany" # Izy rehetra dia mafana tahaka ny lafaoro Io dia mampitaha ny hatezeran'izy ireo amin'ny hafanana avy amin'ny lafaoro. # mandrapaka ireo izay manapaka eo amin'izy ireo Toa midika izany fa mamono ny mpanjaka ireo manam-pahefan'ny fitsarana.