# Lò-rohama Ny dikan'io anarana io dia "tsy misy fiantrana." Afaka misafidy ny haneho ny dikan'ilay anarana ny mpandika teny. DH: "Tsy Misy Fiantrana" Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:6. # Lò-amy Ny dikan'io anarana io dia "tsy oloko." Afaka misafidy ny haneho ny dikan'ilay anarana ny mpandika teny. DH: "Tsy Oloko"