# tenin'i Yaveh izay tonga Fomba fiteny io. DH: "ny teny izay nolazain'i Yaveh" # Bery Anaran-dehilahy io # Ozia ... Jotama Ahaza Hezekia Jeroboama Joasy Ireo tranga ato amin'ity boky ity dia niseho tamin'ny andron'ireo mpanjaka ireo. # Yaveh Io no anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny olona ao amin'ny Testamenta Taloha. Mahakasika ny fomba tokony handikana izany dia jereo ny pejin'ny fandikana ny Teny momba an'i Yaveh. # fijangajangana lehibe Eto ny "fijangajangana" dia ilazana ny olona tsy mahatoky amin'Andriamanitra.