# rehefa nantsoina izy DH: "rehefa niantso azy Andriamanitra" # nandeha nankany amin'ilay toerana "niala tao an-tranony ary nakany amin'ilay toerana" # izay hahazoany ho lova Ny tany izay nampanantenain'Andriamanitra homena ireo taranak'i Abrahama dia resahina toy ny hoe lova izay ho raisin'i Abrahama. DH: "izay homen'Andriamanitra azy" # Nandeha izy "niala tao an-tranony izy" # niainany tany amin'ilay tany nampanantenaina toy ny vahiny DH: "niainany toy ny vahiny tao amin'ilay tany izay nampanantenain'Andriamanitra azy" # ireo mpiara-mandova "mpandova miaraka." Ity dia miresaka momban'i Abrahama, Isaka, ary Jakoba toy ny hoe mpandova izay handray ny lova avy amin'ny rain'izy ireo. # ilay tanàna izay manana ireo fanorenana Izany dia, fanorenana maharitra. Noho izany ilay tanàna dia ho tanàna maharitra. # ilay tanàna izay Andriamanitra no mpamari-trano sy mpanori-trano Andriamanitra dia resahina toy ny hoe mpamari-trano sy mpanao trano. # mpamari-trano olona izay manamboatra ny endriky ny trano