# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ny mpanoratra dia manamafy fa Kristy (ankehitriny any an-danitra mifona ho antsika) dia tokony ho faty indray mandeha ihany tamin'ireo fahotana ary hiverina eto an-tany fanindroany. # ny tandindon'ireo zavatra any an-danitra mba ho voadion'ny soron'ireo biby ireo DH: "ireo mpisorona dia tokony hampiasa ireo soron'ireo biby ireo mba hanadio izay tandindon'ireo zavatra izay any an-danitra" # ireo zavatry ny lanitra mihintsy no nila nodiovina tamin'ny sorona tsara kokoa Izany dia, tsara kokoa noho ireo sorona nampiasana mba hanadiovana ny tandindon'ny tany. DH: "tahaka ireo zavatry ny lanitra mihintsy, no tokony hanadiovan'Andriamanitra azy ireo amin'ny sorona tsara kokoa" # nataon'ny tanana Eto ny "tanana" dia maneho ny olombelona. DH: "izay nataon'ny tanan'olombelona" # ilay iray izay tena izy "ilay toerana tena masina indrindra"