# Koa na dia ny fanekena voalohany aza tsy natao raha tsy nisy rà DH: "Noho izany dia napetrak'Andriamanitra tamin'ny rà na dia ny fanekena voalohany aza # fanekena voalohany Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 8:6 ity. # rà Ny fahafatesan'ny biby natao sorona ho an' Andriamanitra dia resahina toy ny hoe tsinotsinona izany fa rà. DH: "ny fahafatesan'ny biby izay natao sorona ho an'Andriamanitra" # naka ny rà ... niaraka tamin'ny rano ...ary namafy ... amin'ny boky ... sy ny olona rehetra Ny mpisorona nanatsoboka ny hysopa tao amin'ny rà sy ny rano ary avy eo nanozongozona ny hysopa mba tsy hitete ny rà sy rano ka hianjera eo amin'ny boky sy eo amin'ny olona. Ny famafazana dia hetsika famantarana nataon'ireo mpisorona izay nanatanterahan'izy ireo ny tombotsoan'ny fanekena ho an'ny olona sy ireo zavatra. Eto ny boky sy ny faneken'ny olona an'Andriamanitra dia navaozina. # hysopa Hazo madinika miaraka amin'ny voninkazo amin'ny fahavaratra, hampiasaina amin'ny fetin'ny famafazana # ràn'ny fanekena Eto ny "rà" dia maneho ny fahafatesan'ny biby natao sorona mba hitondra ireo zavatra takian'ny fanekem-pihavanana. DH: "ny rà izay mitondra any amin'ny vokatry ny fanekena"