# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity tenin'ny Soratra Masina ity dia avy ao amin'ny Salamo. # Fa momban'ny Zanaka dia hoy Izy hoe "Fa Andriamanitra miteny izao momban'ny Zanaka" # Zanaka Izany dia fiantsoana lehibe an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra. # Ny seza fiandriananao, ry Andriamanitra, dia mandrakizay ary ho doria Ny seza fiandrianan'ny Zanaka dia maneho ny fitsipiny. DH: "Ianao dia Andriamanitra, ary ny fanjakanao dia haharitra mandrakizay ary ho doria" # Ny tehin'ny fanjakanao dia tehin'ny fitsarana Eto ny teny hoe "tehina" dia maneho ny fitsipiky ny Zanaka. DH: "Ary hanapaka amin'ny olona eo amin'ny fanjakanao miaraka amin'ny rariny Ianao" # nanosotra anao tamin'ny menaky ny hafaliana mihoatra noho ireo mpiara-dia aminao." Eto ny teny hoe "menaky ny hafaliana" dia maneho ny hafaliana izay tsapan'i Zanaka rehefa manome voninahitra Azy Andriamanitra. DH: "nanome voninahitra anao ary nanome hafaliana anao mihoatra noho ny olona rehetra"