# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Nanohy fanoritsoritana ny fahitany amin'ny Yaveh i Habakoka. # Nandrefy ny tany Mety midika hoe 1) nohadihadiana teny rehetra teny mba hambaboana azy mialohan'ny hitsinjarana izany any amin'ny governora izy na 2) nataony maina izy. # Tendrombohitra maharitra mandrakizay ... havoana tsy manam-pahataperana "Tendrombohitra izay efa nisy tany am-piandohan'ny fotoana ... Havoana izay misy hatramin'ny fiafaran'ny fotoana." Raha tsy misy fahasamihafany ireo fitenenanareo ireo amin'ny "havoana" sy "tendrombohitra" na amin'ny "mandrakizay" sy "tsy manam-pahataperana," afaka adikanao toy nataonareo ao amin'ny ULB. # Nietry Amin'ny mpiankohoka amin'Andriamanitra. "Nofongarina tamin'ny tany"