# Ianareo Oharina amin'ireo Kaladiana ny teny hoe: "ianareo" # Sarin-javatra Izany dia dingana amin'ny fanamboarana sarivongana voasokitra vita amin'ny vy mitsiranoka amin'ny endrika izay ilàna azy. Mahazo endrika tsara ary manamafy ny sary na ny sarivongana ny vy. # An-idina Teny ilazana ny vy rehefa izy mitsiranoka iny. # Mpampianatra lainga Oharina amin'izay manao sarin-javatra voasokitra ity andian-teny ity. Amin'ny fanaovana andriamanitra diso, mampianatra lainga izy.