# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Nanohy ny hamaly an'i Habakoka i Yaveh. # Indro! Ny teny hoe: "Indro!" eto dia manasongakina izay mety ho arahina. # Izay manam-paniriana tsy marina ao anatiny ... ny zatovolahy mpiavonavona ... tsy hitoerany, fa hanitatra ny faniriany ... Angoniny ho azy ... hangoniny ho azy Niteny tamin'i Kaladiana i Yaveh fa ho olona iray izy ireo. # Angoniny ho azy ny firenena rehetra ary hangoniny ho azy ny vahoaka rehetra Milaza zavatra tsy mitovy izany raha amin'ny fijery hafa. "Ho angoniny ny olona rehetra avy any amin'ny firenena samihafa". Ny hoe "Izy" dia oharina amin'ny Kaladeana na olona iray ihany izy ireo. # Ireo hangoniny "Ireo manangona" # Izay ... rehetra Isa alavitra indrindra