# Fampahafantarana amin'ny ankapobeany Manohy ny famariparitana ireo miaramila Kaldeana i Yaveh. # Ho avy ny rivotra Oharina amin'ny rivotra izay mifafy amin'ny faritra iray sy ireo manohy izany aingana amin'ny toerana manaraka ny tafik'i Kaldeana.