# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy niresaka tamin'ireo zanany lahy i Jakoba. # izany dia novidiana DH: "izany dia novidian'i Abrahama" # tamin'ireo vahoakan'i Heta "avy amin'ireo Hetita" # vitan'i Jakoba tamin'ireo zanany izany didy izany "nahavita nanome baiko ireo zanany lahy" na " nahavita nandidy ireo zanany lahy" # namonkina ny tongony ho eny am-pandriana izy Nipetraka teo am-pandriana i Jakoba. Ary namadika ary nametraka ny tongony hitsotra teo am-pandriana izy. # niala aina Fomba mihaja ilazana ny fahafatesan'ny olona izany. # nankany amin'ny vahoakany Rehefa maty i Jakoba dia nandeha nanjohy ireo havany izay efa maty talohany ny fanahiny