# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy nitahy an'i Josefa sy ireo taranany i Jakoba. # hanampy anao ... hitahy anao Eto ny "anao" dia ilazana an'i Josefa sy ireo taranany. DH: "hanampy ireo taranany ... hitahy azy ireo" # fitahian'ny lanitra Eto ny "lanitra" dia ilazana ny orana izay manampy ny vokatra haniry. # ireo fitahian'ny lalina izay nandry ambany Eto ny "lalina" dia ilazana ny rano ambanin'ny tany izay manampy ny ony sy ireo fatsakana. # ireo fitahian'ny tratra sy kibo Eto ny "tratra sy ny kibo" dia ilazana ny hanan'ny reny zanaka sy ny hahafahany mamahana azy ireo amin'ny ronono.